Distrikan' Ampanihy
Apparence
Distrikan' Ampanihy | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 398 995 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliary | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Ny Distrikan' Ampanihy dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ampanihy no renivohiny.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]- Agnavoha
- Amboropotsy
- Ampanihy
- Androka
- Androimpana
- Ankiliabo
- Ankilimivory
- Ankiliabo
- Ankilizato
- Antaly
- Beara
- Beahitse
- Belafike
- Beroy Sud
- Ejeda
- Fotadrevo
- Gogogogo
- Itampolo
- Maniry
- Vohitany
Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Misy kaominina miisa 19 ny ao amin' ny Distrikan' Ampanihy ka ireto avy izy ireo: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ampanihy |