Aller au contenu

duke

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.

Anglisy

Anarana iombonana

duke

  1. anaram-boninahitra ambony; lehilahy manana ny maha-duka
  2. andriana lehibe
  3. ny mpitondra fanjakana kely

Fanononana

Tsiahy

Albaney

Endrika:-kianteny- duke

  1. sombiny izay mialoha ny mpandray anjara mba hamorona fehezanteny adverbain'ny gerondif

Fanononana

Tsiahy