Aller au contenu

milaza

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Endrika tamin'ny 6 Mey 2017 à 20:22 nataon'i HydrizBot (dinika | fandraisan'anjara) (Rôbô: Manadio ny rohy interwiki taloha)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Jereo koa : milazà

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « milaza » Etimôlôjia

Matoanteny

milaza milazạ

  1. Manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana.

Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo...

    • (Ohatra tsy ampy)

\n