Aller au contenu

Jaira

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 19 Desambra 2021 à 04:45 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

I Jaira dia mpitsara tao Israely nandimby an' i Tôlà sady nodimbasin' i Jefta. Yā’îr (יָאִיר) no fanononana ilay anarana amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 22 taona i Jaira, araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpits. 10.3-5).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]