Ny voanjo na kapîky na voanjokatra dia zavamaniry ambolena indrindra hahazoana voany misy menaka sy azo hanina, ao amin' ny fianakavian' ny Fabaceae, teratany any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Arzantina sy any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Bôlivia. Maniry any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly ny voanjo. Atao hoe Arachis hypogaea ny anarany ara-tsiansa. Miavaka ity zavamaniry ity noho ny voany milevina any anaty tany.

Voanjo

Jereo koa

hanova